Ny application IRAY.MG diaFitaovana tsotra sady mora ampiasaina raha te hifandray amin'ny hafa,na hianatra, na koa hividy na hivarotra

Alaivo eto ny application IRAY.MG ary apetrao ao amin'ny findainao. Safidio ary tsindrio ny icone IRAY.MG avy eo ary dia ho hitanao ao avokoa ny vahaolana atolotry ny mpiara miasa ao amin'ny IRAY.MG. Tsy voatery mampiasa ny solosaina fa izay rehetra ataonao amin'ny finday dia mitovy fampiasa aminy ihany koa. Ny tanjon'ny IRAY.MG dia ny hanolotra vahaolana ho anao eo no eo, ary na aiza na aiza misy anao.